FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.7 11
  • 25-31 Jolay

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 25-31 Jolay
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.7 11

25-31 Jolay

2 SAMOELA 23-24

  • Hira 76 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Tena Nahafoy Zavatra ve Ianao Rehefa Nanome?”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 2Sa 23:15-17: Nahoana no tsy nety nisotro an’ilay rano i Davida? (w05 15/5 19 § 6)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Sa 23:1-10 (th lesona 11)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ny fonon’ilay bokikely Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! mba hanombohan-dresaka. Manaova fotoana amin’ilay olona mba handinihana ny lesona 1. (th lesona 9)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Mitsidika olona nandray bokikely Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, ary mampiseho aminy ny fomba fianarana Baiboly. (th lesona 3)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 5: Famintinana, famerenana, ary tanjona (th lesona 19)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 17

  • Sorona An-tsitrapo (Sl 54:6): (9 min.) Alefaso ilay video.

  • Ataovy Namanao i Jehovah: Miezaha Hahafoy Tena: (6 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Raha azo atao, dia manadinadìna ankizy vitsivitsy nofidina mialoha. Fanontaniana: Inona no nafoin’i Sofia sy Kaleba? Nahoana no nanampy an’i Kaleba ny modely nomen’i Jesosy? Inona no efa nafoinao ho an’i Jehovah sy ny olon-kafa?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 13 sy fanamarihana 1

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 32 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara