FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.7 13
  • 1-7 Aogositra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 1-7 Aogositra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.7 13

1-7 Aogositra

1 MPANJAKA 1-2

  • Hira 98 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Mandray Lesona avy Amin’ny Fahadisoanao ve Ianao?”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 1Mp 2:37, 41-46: Inona no ianarantsika avy amin’ny fahadisoan’i Simey? (w05 1/7 29 § 6)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 1Mp 1:28-40 (th lesona 2)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Omeo karatra jw.org ilay olona avy eo. (th lesona 11)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Asehoy azy ilay video hoe Inona no Atao any Amin’ny Efitrano Fanjakana? (tsy tena alefa anefa ilay izy). Asao hivory ilay olona. (th lesona 20)

  • Lahateny: (5 min.) km 1/15 2 § 1-3: Foto-kevitra: Mianara avy Amin’ny Mpitory Mahita Vokatra. (th lesona 13)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 84

  • “Tanjona ho An’ny Taom-panompoana Manaraka: Mangataka Hanatrika ny Sekolin’ny Mpitory Ilay Fanjakana”: (7 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Manàna Finoana ka Ampitomboy ny Fanompoanao: Mangataha Hanatrika ny Sekolin’ny Mpitory Ilay Fanjakana.

  • “Tanjona ho An’ny Taom-panompoana Manaraka: Mandray Anjara Amin’ny Fanorenana”: (8 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Manàna Finoana ka Ampitomboy ny Fanompoanao: Mandraisa Anjara Amin’ny Fanorenana.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 14

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 24 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara