FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.7 17
  • 8-14 Aogositra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 8-14 Aogositra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.7 17

8-14 Aogositra

1 MPANJAKA 3-4

  • Hira 88 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Sarobidy ny Fahendrena”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 1Mp 4:20: Nahoana ilay hoe “maro be hoatran’ny fasika eny amoron-dranomasina” no mampiseho fa mitana ny teniny i Jehovah? (Ge 22:17; w98 1/2 11 § 15)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 1Mp 3:1-10 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Hazavao amin’ilay olona hoe mampianatra Baiboly isika, dia omeo karatra mampahafantatra ny fampianarana ataontsika izy. (th lesona 1)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, ary asehoy azy ilay video hoe Ahoana no Atao Rehefa Mianatra Baiboly? (tsy tena alefa anefa ilay izy) (th lesona 3)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 6: Hevitra 4 (th lesona 12)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 127

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (10 min.)

  • Tanjona ho An’ny Taom-panompoana Manaraka: Malala-tanana: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Manàna Finoana ka Ampitomboy ny Fanompoanao: ‘Manokàna Vola’ ho An’ny Asan’i Jehovah. Fanontaniana: Ahoana avy no nampisehoan’izy mivady hoe malala-tanana ry zareo?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 15 sy fanamarihana 2

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 14 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara