FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.7 19
  • 15-21 Aogositra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 15-21 Aogositra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.7 19

15-21 Aogositra

1 MPANJAKA 5-6

  • Hira 122 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Fanorenana Natao Tamin’ny Fo”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 1Mp 6:1: Manao ahoana ny Baiboly raha jerena io andininy io? (g 5/12 17, efajoro)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 1Mp 5:1-12 (th lesona 12)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ny fonon’ilay bokikely Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! mba hanombohan-dresaka. Manaova fotoana amin’ilay olona mba handinihana ny lesona 1. (th lesona 11)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Mitsidika olona nandray bokikely Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, ary mampiseho aminy ny fomba fianarana Baiboly. (th lesona 2)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 6: Hevitra 5 (th lesona 9)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 91

  • Ampian’i Jehovah Ireo Mpanorina Efitrano Fanjakana: (15 min.) Alefaso ilay video. Fanontaniana: Ahoana avy no nahitana hoe nitahy ny fanorenana Efitrano Fanjakana tany Mikronezia i Jehovah? Ahoana no anampian’ny fanahy masina ny mpanao fanorenana? Tamin’ianao nandray anjara tamin’ny tetikasa fanorenana, ahoana no nahitanao hoe nitahy an’ilay tetikasa i Jehovah?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 16

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 20 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara