FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.7 21
  • 22-28 Aogositra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 22-28 Aogositra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.7 21

22-28 Aogositra

1 MPANJAKA 7

  • Hira 7 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Ireo Andry Roa”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 1Mp 7:23: Inona no ianarantsika avy amin’ilay “fitoeran-drano varahina lehibe” napetraka tao amin’ny tempoly? (it “Fandroana” § 3)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 1Mp 7:1-8 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 6)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, ary asehoy ny fomba fianarana Baiboly. (th lesona 3)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 6: Hevitra 6 sy ilay hoe Misy Miteny Hoe (th lesona 8)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 72

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (5 min.)

  • “Ezaka Manokana Hanombohana Fampianarana Baiboly Amin’ny Septambra”: (10 min.) Fiaraha-midinika, ataon’ny mpiandraikitra ny fanompoana. Alefaso ilay video hoe Fitoriana: Fampianarana Baiboly ​—Sl 37:29. Resaho ny fandaharana ataon’ny fiangonana mba hamitana ny faritany.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 17

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 13 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara