29 Aogositra–4 Septambra
1 MPANJAKA 8
Hira 41 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Vavaka Ampahibemaso Feno Fanetren-tena sy Vokatry ny Fo”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
1Mp 8:27: Tsy midika ho inona ilay tenin’i Solomona? (it “Lanitra”: “Lanitra ara-bakiteny” § 10)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) 1Mp 8:31-40 (th lesona 12)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Manolora zavatra anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 1)
Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! ary asehoy ilay video hoe Ahoana no Atao Rehefa Mianatra Baiboly? (tsy tena alefa anefa ilay izy) (th lesona 15)
Lahateny: (5 min.) km 5/10 2: Foto-kevitra: Mila Mivavaka Isika Mpitory. (th lesona 14)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Fantarinao ve ny Fomba Namalian’i Jehovah ny Vavakao?”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe “Mpihaino Vavaka” i Jehovah.
Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 18: Hevitra 1-5
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 107 sy Vavaka