FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.9 2
  • 5-11 Septambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 5-11 Septambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.9 2

5-11 Septambra

1 MPANJAKA 9-10

  • Hira 10 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Derao i Jehovah fa Hendry Izy”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 1Mp 10:10, 14: Inona ny porofo fa tsy manitatra ny Baiboly rehefa niteny hoe be dia be ny volamena nananan’i Solomona Mpanjaka? (w08 1/11 22 § 4-6)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 1Mp 10:1-10 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fitoriana: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fitoriana: Fampianarana Baiboly​—Sl 37:29. Ajanòny ilay video isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo.

  • Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ilay hevitra azo resahina ho an’ilay ezaka hanombohana fampianarana Baiboly. (th lesona 1)

  • Fitoriana: (5 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina ampiasaina amin’ilay ezaka hanombohana fampianarana Baiboly. Manomboha fampianarana Baiboly eo amin’ny lesona 1 amin’ilay bokikely Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! (th lesona 13)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 80

  • “Trandraho ny Fahendrena ao Amin’ny JW.ORG”: (8 min.) Fiaraha-midinika. Ampirisiho hikaroka ao amin’ny jw.org ny mpanatrika, rehefa mitady torohevitra ara-baiboly amin’izay olana mitranga eo amin’ny fiainana andavanandro.

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (7 min.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 18: Hevitra 6-7, famintinana sy famerenana ary tanjona

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 106 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara