FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.9 5
  • 12-18 Septambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 12-18 Septambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.9 5

12-18 Septambra

1 MPANJAKA 11-12

  • Hira 137 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Manehoa Fahendrena ka Fidio Tsara Izay ho Vadinao”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 1Mp 12:21-24: Inona no ianarantsika avy amin’ny nataon’i Rehoboama Mpanjaka? (w18.06 14 § 1-4)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 1Mp 12:21-30 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ilay hevitra azo resahina amin’ilay ezaka hanombohana fampianarana Baiboly. (th lesona 3)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Tohizo ilay fampianarana Baiboly efa natomboka tamin’ny fitoriana teo amin’ny lesona 1 ao amin’ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! (th lesona 11)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 7: Hevitra 4 (th lesona 8)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 132

  • “Toy ny Lamban’akoho ny Fanambadiana”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fiomanana ho Amin’ny Fanambadiana​—Fizarana 3: ‘Manaova Kajy ny Amin’izay ho Lany.’

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 19: Hevitra 1-4

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 63 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara