FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.9 11
  • 26 Septambra–2 Oktobra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 26 Septambra–2 Oktobra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.9 11

26 Septambra–2 Oktobra

1 MPANJAKA 15-16

  • Hira 73 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Be Herim-po Hoatran’i Asa ve Ianao?”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 1Mp 16:34: Nahoana no vao mainka manampy antsika io andininy io mba hino fa ho tanteraka daholo ny faminanian’i Jehovah? (w98 15/9 21-22)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 1Mp 15:25–34 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ilay hevitra azo resahina ho an’ilay ezaka hanombohana fampianarana Baiboly. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 12)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina ampiasaina amin’ilay ezaka hanombohana fampianarana Baiboly. Asehoy an’ilay olona ilay video hoe Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly? (tsy tena alefa anefa ilay izy) (th lesona 16)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 7: Hevitra 6 (th lesona 6)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 133

  • Be Herim-po ny Miaramilan’i Kristy: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Inona no ianaranao avy amin’i Benjamin sy Sruthi?

  • Zava-bitan’ny Fandaminana: (10 min.) Alefaso ilay video hoe Zava-bitan’ny Fandaminana, izay tokony halefa amin’ity Septambra ity.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 20

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 103 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara