FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.9 15
  • 10-16 Oktobra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 10-16 Oktobra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.9 15

10-16 Oktobra

1 MPANJAKA 19-20

  • Hira 33 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Jehovah Itarainana Rehefa Mila Fampaherezana Ianao”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 1Mp 19:19-21: Inona no ianarantsika avy amin’io tantara io rehefa mahazo fanendrena vaovao isika? (w97 1/11 31 § 1)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 1Mp 19:1-10 (th lesona 12)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fiverenana Mitsidika: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fiverenana Mitsidika: Baiboly​—Jb 26:7. Ajanòny ilay video isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo.

  • Fiverenana Mitsidika: (3 min.) Ampiasao ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. (th lesona 18)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 7: Hevitra 7, sy ilay hoe Misy Miteny Hoe (th lesona 7)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 145

  • Miezaha Hanana Fomba Fijery Tsara Foana: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Inona ny toro lalan’ny Baiboly hanampy antsika hanana fomba fijery tsara foana? Ahoana no nampaherezan’i Jehovah an’i Elia? Ahoana no ampaherezan’i Jehovah sy ikarakarany antsika?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 22

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 57 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara