FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.9 19
  • 24-30 Oktobra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 24-30 Oktobra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.9 19

24-30 Oktobra

2 MPANJAKA 1-2

  • Hira 79 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Fampiofanana Modely”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 2Mp 2:11: Nankaiza i Elia rehefa nolazaina hoe “niakatra ho eny amin’ny lanitra tao anaty tafio-drivotra”? (w05 1/8 9 § 1)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Mp 2:1-8 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 12)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Hazavao amin’ilay olona hoe mampianatra Baiboly isika, dia omeo karatra mampahafantatra ny fampianarana ataontsika izy. (th lesona 13)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 7: Famintinana sy famerenana ary tanjona (th lesona 14)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 53

  • “Ny Zavatra Mampiavaka An’ilay Boky hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Manadinadìna mpitory mampianatra Baiboly amin’ilay boky Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! Anontanio vetivety izy hoe: Inona no mahafinaritra anao amin’io fitaovana fampianarana io? Ahoana no ahitanao hoe misy vokany amin’ilay mpianatra ny video sy ny fanontaniana mampisaintsaina ao amin’ilay boky?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 24

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 66 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara