FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.9 22
  • 31 Oktobra–6 Novambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 31 Oktobra–6 Novambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.9 22

31 Oktobra–6 Novambra

2 MPANJAKA 3-4

  • Hira 151 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Raiso ny Zanakao”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 2Mp 4:38: Iza ilay lazaina hoe “zanaky ny mpaminany”? (it “Mpaminany”: “Zanaky ny mpaminany”)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Mp 3:1-10 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 17)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Asehoy azy ilay video hoe Ahoana no Atao Rehefa Mianatra Baiboly? (tsy tena alefa anefa ilay izy) (th lesona 20)

  • Lahateny: (5 min.) w13 15/8 28-29: Foto-kevitra: Tahafo i Elisa fa Nanetry Tena Izy Rehefa Nanompo (th lesona 15)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 129

  • “Inona no Hanampy Anao Mandra-piandry ny Fitsanganan’ny Maty?”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Maty ve ny Olona Iray Akaikin’ny Fonao?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 25

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 139 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara