FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.11 2
  • 7-13 Novambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 7-13 Novambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.11 2

7-13 Novambra

2 MPANJAKA 5-6

  • Hira 55 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Betsaka ny Miaraka Amintsika Noho ny Miaraka Amin’izy Ireo”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 2Mp 5:15, 16: Fa maninona i Elisa no tsy nety nandray ny fanomezan’i Namàna, ary inona no ianaranao avy amin’izany? (w05 1/8 9 § 2)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Mp 5:1-12 (th lesona 2)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fitoriana: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fitoriana: Vaovao Tsara​—Sl 37:10, 11. Ajanòny ilay video isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo.

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 12)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 8: Fampidirana sy hevitra 1-3 (th lesona 15)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 37

  • “Aoka Ianareo ho Zatra Manome”: (15 min.) Fiaraha-midinika, ataon’ny anti-panahy. Alefaso ilay video hoe Misaotra Anareo Izahay fa Tia Manome Ianareo. Resaho hoe inona no nataon’ny fiangonana mba hanaovana fanomezana, ary derao ry zareo.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 26

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 30 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara