FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.11 7
  • 21-27 Novambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 21-27 Novambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.11 7

21-27 Novambra

2 MPANJAKA 9-10

  • Hira 126 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Sahy Izy Sady Tapa-kevitra no Nafana Fo”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 2Mp 10:29, 31: Inona no ianarantsika avy amin’ny zavatra tsy nety nataon’i Jeho? (w11 15/11 5 § 7-8)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Mp 9:1-10 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Manolora zavatra anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 1)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Teneno ilay olona hoe afaka mampianatra Baiboly azy maimaim-poana isika, ary atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! Asehoy an’ilay olona ilay video hoe Ahoana no Atao Rehefa mianatra Baiboly? (tsy tena alefa anefa ilay izy) Iaraho midinika ilay izy avy eo. (th lesona 12)

  • Lahateny: (5 min.) w13 15/5 8-9 § 3-6: Foto-kevitra: Tahafo ny Zotom-pon’i Jehovah sy Jesosy. (th lesona 16)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 64

  • Ny Hevitry ny Tanora toa Anao: Fangatahana Andro: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Inona no mety hahatonga ny olona hangataka andro? Nahoana isika no ho faly kokoa raha tsy mangataka andro?

  • “Inona no Hanampy Anao Tsy Hangataka Andro?”: (10 min.) Fiaraha-midinika.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 28

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 19 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara