FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.11 10
  • 28 Novambra–4 Desambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 28 Novambra–4 Desambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.11 10

28 Novambra–4 Desambra

2 MPANJAKA 11-12

  • Hira 59 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Voasazy Ihany Ilay Vehivavy Tia Fahefana sy Ratsy Fanahy”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 2Mp 12:1: Nahoana no tena zava-dehibe hoe narovan’i Jehovah tsy ho faty i Joasy? (it “Joasy” § 11)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Mp 11:1-10 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Asao hivory ilay olona avy eo. Asehoy an’ilay olona ilay video hoe Inona no Atao any Amin’ny Efitrano Fanjakana? (tsy tena alefa anefa ilay izy) Iaraho midinika ilay izy avy eo. (th lesona 4)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Teneno ilay olona hoe afaka mampianatra Baiboly azy maimaim-poana isika. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! Asehoy an’ilay olona ilay video hoe Ahoana no Atao Rehefa Mianatra Baiboly? (tsy tena alefa anefa ilay izy) Iaraho midinika ilay izy avy eo. (th lesona 3)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 8: Teny fampidirana eo ambanin’ilay hoe Andao Hohalalinintsika sy hevitra 4 (th lesona 6)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 84

  • “Nahoana ny Kristianina no Tokony Hiezaka Hanatratra Tanjona?”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Nahoana Isika no Miezaka Manatratra Tanjona? (1Ti 3:1)

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 29

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 77 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara