FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.11 17
  • 12-18 Desambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 12-18 Desambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.11 17

12-18 Desambra

2 MPANJAKA 16-17

  • Hira 115 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Misy Fetrany Ihany ny Faharetan’i Jehovah!”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 2Mp 17:29: Iza ireo “Samaritanina” resahin’io andininy io, ary iza no lasa nantsoina hoe “Samaritanina” tatỳ aoriana? (it “Samaritanina” § 1)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Mp 17:18-26 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Resaho amin’ilay olona ny momba ny tranonkalantsika, dia omeo karatra jw.org izy avy eo. (th lesona 4)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Asehoy an’ilay olona ilay video hoe Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly? (tsy tena alefa anefa ilay izy) Iaraho midinika ilay izy avy eo. (th lesona 20)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 8: Hevitra 5 (th lesona 9)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 3

  • “Andraso Fatratra ny Faran’izao Tontolo Izao fa Aza Atahorana”: (5 min.) Fiaraha-midinika.

  • Zava-bitan’ny Fandaminana: (10 min.) Alefaso ilay video hoe Zava-bitan’ny Fandaminana, izay tokony halefa amin’ity Desambra ity.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 31

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 74 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara