FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.11 20
  • 19-25 Desambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 19-25 Desambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.11 20

19-25 Desambra

2 MPANJAKA 18-19

  • Hira 148 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Te Hampivadika Antsika ny Mpanohitra”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 2Mp 19:37: Nahoana no tsy miankina amin’ny zavatra hitan’ny mpikaroka any ambanin’ny tany ny fatokisantsika ny Baiboly? (it “Arkeolojia”: “Mety ho diso ny soratra fahiny” § 2)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Mp 18:1-10 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Asao hivory ilay olona avy eo. Asehoy an’ilay olona ilay video hoe Inona no Atao any Amin’ny Efitrano Fanjakana? (tsy tena alefa anefa ilay izy) Iaraho midinika ilay izy avy eo. (th lesona 1)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Teneno ilay olona hoe afaka mampianatra Baiboly azy maimaim-poana isika, dia omeo karatra jw.org izy avy eo. (th lesona 2)

  • Lahateny: (5 min.) w20.11 46:14: Foto-kevitra: Inona no Azontsika Lazaina Raha Te Hivavaka ho An’izay Enjehina Isika? (th lesona 14)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 128

  • “Mifalia Rehefa Enjehina”: (8 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Faly Foana ve Ianao na dia Enjehina Aza?

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (7 min.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 32: Hevitra 1-4 sy ilay tabilao hoe “Inona no Ifandraisan’ilay Nofy sy ny Fanjakan’Andriamanitra?”

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 22 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara