26 Desambra–1 Janoary 2023
2 MPANJAKA 20-21
- Hira 41 sy Vavaka 
- Teny Fampidirana (1 min.) 
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
- “Nahatonga An’i Jehovah Hanao Zavatra ny Vavaka Nataony”: (10 min.) 
- Vatosoa Ara-panahy: (10 min.) - 2Mp 21:13: Inona ny dikan’ilay hoe hampiasa fitaovana fijerena an’izay tsy mitovy tantana i Jehovah mba handrefesana an’i Jerosalema? (it “Filamatra” § 2) 
- Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa? 
 
- Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Mp 21:1-13 (th lesona 10) 
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
- Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 4) 
- Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Resaho amin’ilay olona ny momba ny tranonkalantsika, ary omeo karatra jw.org izy avy eo. (th lesona 6) 
- Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 8: Hevitra 6 (th lesona 19) 
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
- “Sarobidy Be Amin’i Jehovah ny Vavaka Ataonao”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Tena Mazoto Mivavaka Aho. 
- Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 32: Hevitra 5-6, famintinana sy famerenana ary tanjona 
- Teny Famaranana (3 min.) 
- Hira 142 sy Vavaka