FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.1 2
  • 2-8 Janoary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 2-8 Janoary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.1 2

2-8 Janoary

2 MPANJAKA 22-23

  • Hira 28 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Nahoana no Ilaina ny Manetry Tena?”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 2Mp 23:24, 25: Nahoana ny tantaran’i Josia no mampahery an’ireo niatrika zava-tsarotra tamin’ny fahazazany? (w01 15/4 26 § 3-4)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Mp 23:16-23 (th lesona 2)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fitoriana: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fitoriana: Vavaka​—Sl 65:2. Ajanòny ilay video isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo.

  • Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. (th lesona 1)

  • Fitoriana: (5 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Manomboha fampianarana Baiboly eo amin’ny lesona 1 amin’ilay bokikely Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! (th lesona 16)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 120

  • Manetry Tena sa Manambony Tena? (Jk 4:6): (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Inona no tsy mampitovy ny hoe manetry tena sy ny hoe manambony tena? Inona no azontsika ianarana avy amin’ny tantaran’i Mosesy? Nahoana ianao no tapa-kevitra ny hanetry tena foana?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 33

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 23 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara