FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.1 6
  • 16-22 Janoary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 16-22 Janoary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.1 6

16-22 Janoary

1 TANTARA 1-3

  • Hira 96 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Tena Nisy fa Tsy Angano ny ao Amin’ny Baiboly”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 1Ta 3:1-3: Nahoana no nosoratana tao amin’ny tetirazana ny anaram-behivavy indraindray? (it “Tetirazana”: “Anaram-behivavy” § 1-2)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 1Ta 1:43-50 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Mametraha gazety manazava an’ilay hevitra noresahin’ilay olona. (th lesona 4)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Manolora zavatra anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 1)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 8: Hevitra 7, sy ilay hoe Misy Miteny Hoe (th lesona 8)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 98

  • “Hatanjaho ny Finoanao ny Tenin’Andriamanitra”: (15 min.) Fiaraha-midinika sy video.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 34

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 89 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara