FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.1 9
  • 23-29 Janoary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 23-29 Janoary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.1 9

23-29 Janoary

1 TANTARA 4-6

  • Hira 42 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Hoatran’ny Ahoana Aho Rehefa Dinihina ny Vavaka Ataoko?”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 1Ta 5:10: Resy ny Hagarita. Nahoana izany no mampahery antsika rehefa miatrika zava-tsarotra ngezabe isika? (w05 1/10 9 § 7)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 1Ta 6:61-71 (th lesona 2)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 3)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Asehoy an’ilay olona ilay video hoe Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly? (tsy tena alefa anefa ilay izy) Iaraho midinika ilay izy avy eo. (th lesona 14)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff  lesona 8: Famintinana sy famerenana ary tanjona (th lesona 9)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 127

  • “Miomàna Hiatrika Fitsaboana Tampoka Dieny Izao”: (15 min.) Fiaraha-midinika sy video. Ataon’ny anti-panahy. Aorian’ilay video dia avelao mba hisy fotoana hahafahan’ny mpanatrika hanome valin-teny maromaro.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 35

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 88 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara