FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.1 12
  • 30 Janoary–5 Febroary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 30 Janoary–5 Febroary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.1 12

30 Janoary–5 Febroary

1 TANTARA 7-9

  • Hira 84 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Noho ny Fanampian’i Jehovah dia ho Vitanao na dia Fanendrena Sarotra Aza”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 1Ta 9:33: Nahoana io andininy io no manampy antsika hahatakatra hoe zava-dehibe eo amin’ny fivavahana marina ny mozika? (w10 15/12 21 § 6)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 1Ta 7:1-13 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Omeo karatra jw.org ilay olona. (th lesona 16)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Manolora zavatra anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 20)

  • Lahateny: (5 min.) w21.06 22:3-8: Foto-kevitra: Ampio ny Mpianatrao Hampihatra An’izay Ianarany. (th lesona 13)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 38

  • “Manampy Antsika Hiaritra i Jehovah Rehefa Misy Fitsapana”: (15 min.) Fiaraha-midinika sy video.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 36

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 31 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara