FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.1 15
  • 6-12 Febroary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 6-12 Febroary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.1 15

6-12 Febroary

1 TANTARA 10-12

  • Hira 94 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Ampitomboy ny Fanirianao Hanao ny Sitrapon’Andriamanitra”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 1Ta 12:33: Inona ny ohatra tsara nomen’ireo lehilahy 50 000 avy amin’ny fokon’i Zebolona? (it “Zebolona”: “Tena nahay niady”)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 1Ta 10:1-14 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Asao hianatra Baiboly ilay olona. (th lesona 12)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Asehoy an’ilay olona ilay video hoe Ahoana no Atao Rehefa Mianatra Baiboly? (tsy tena alefa anefa ilay izy) Iaraho midinika ilay izy avy eo. (th lesona 6)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 9: Fampidirana sy hevitra 1-3 (th lesona 18)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 97

  • “Miezaha Hahafantatra ny Fomba Fihevitr’i Jehovah”: (10 min.) Fiaraha-midinika sy video.

  • “Mametraha Tanjona ho An’ny Vanim-potoanan’ny Fahatsiarovana”: (5 min.) Fiaraha-midinika.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 37: Hevitra 1-5

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 91 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara