FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.1 19
  • 13-19 Febroary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 13-19 Febroary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.1 19

13-19 Febroary

1 TANTARA 13-16

  • Hira 123 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Mahomby Isika Rehefa Manaraka Tari-dalana”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 1Ta 16:31: Nahoana no afaka nihira ny Levita hoe: “Lasa Mpanjaka i Jehovah!”? (w14 15/1 10 § 14)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 1Ta 13:1-11 (th lesona 11)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 18)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Manolora zavatra anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 7)

  • Lahateny: (5 min.) w16.01 13-14 § 7-10: Foto-kevitra: “Ny Fitiavan’i Kristy no Manery Anay.”​—2Ko 5:14. (th lesona 8)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 86

  • Ataovy Namanao i Jehovah: Mila Mihaino Tsara Isika any Am-pivoriana: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Raha azo atao, dia manadinadìna ankizy vitsivitsy nofidina mialoha. Fanontaniana: Maninona isika no mila mihaino tsara rehefa atỳ am-pivoriana? Inona no hanampy anao amin’izany?

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (10 min.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 37: Hevitra 6, famintinana sy famerenana ary tanjona

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 21 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara