20-26 Febroary
1 TANTARA 17-19
Hira 110 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Miezaha ho Faly Foana na dia Diso Fanantenana Aza”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
1Ta 17:16-18: Hoatran’i Davida, inona no toky ananantsika? (w20.02 12, efajoro)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) 1Ta 18:1-10 (th lesona 2)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Asehoy an’ilay olona ilay video hoe Iza moa Izahay Vavolombelon’i Jehovah? (tsy tena alefa anefa ilay izy) Iaraho midinika ilay izy avy eo. (th lesona 17)
Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Manolora zavatra anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 3)
Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 9: Hevitra 4 (th lesona 9)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Tatitra Isan-taona: (15 min.) Fiaraha-midinika. Vakio ilay taratasy misy ny tatitra isan-taona avy amin’ny biraon’ny sampana. Avy eo dia asao ny mpanatrika hiresaka tsipiriany hafa mahaliana ao amin’ny Tatitra Maneran-tanin’ny Vavolombelon’i Jehovah, Taom-panompoana 2022. Manadinadìna mpitory vitsivitsy manana fitantarana mampahery, momba ny fanompoany tamin’ny taon-dasa.
Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 38: Hevitra 1-4
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 141 sy Vavaka