FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.1 23
  • 27 Febroary–5 Martsa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 27 Febroary–5 Martsa
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.1 23

27 Febroary–5 Martsa

1 TANTARA 20-22

  • Hira 133 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Ampio Ireo Tanora Kokoa mba Hahomby”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 1Ta 21:15: Inona no ianarantsika momba an’i Jehovah avy amin’io andininy io? (w05 1/10 11 § 5)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 1Ta 20:1-8 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 1)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Omeo fanasana fivoriana ilay olona. Asehoy azy ilay video hoe Inona no Atao any Amin’ny Efitrano Fanjakana? (tsy tena alefa anefa ilay izy) Iaraho midinika ilay izy avy eo. (th lesona 19)

  • Lahateny: (5 min.) w16.03 10-11 § 10-15: Foto-kevitra: Ry Tanora, Miezaha Hahafeno Fepetra ho Amin’ny Batisa. (th lesona 16)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 134

  • “Araho ny Toro Lalan’ny Baiboly dia Hahomby ny Zanakao”: (10 min.) Fiaraha-midinika sy video.

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (5 min.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 38: Hevitra 5, famintinana sy famerenana ary tanjona

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 5 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara