FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.3 2
  • 6-12 Martsa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 6-12 Martsa
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.3 2

6-12 Martsa

1 TANTARA 23-26

  • Hira 123 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Lasa Voalamina Tsara ny Fanompoana tao Amin’ny Tempoly”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 1Ta 25:7, 8: Ahoana no ampisehoan’ireo andininy ireo hoe zava-dehibe ny manao hira fiderana ho an’i Jehovah? (w22.03 13:10)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 1Ta 23:24-32 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fanasana Fahatsiarovana: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Ezaka Manokana Hizarana Fanasana Fahatsiarovana. Ajanòny ilay video isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo.

  • Fanasana Fahatsiarovana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Liana ilay olona, dia asehoy azy ilay video hoe Tsarovy ny Nahafatesan’i Jesosy (tsy tena alefa anefa ilay izy). Iaraho midinika ilay izy avy eo. (th lesona 11)

  • Lahateny: (5 min.) fg 14:2-4: Foto-kevitra: Nahoana no Voalamina Tsara ny Kristianina? (th lesona 14)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 101

  • “Te Hanampy ve Ianao Rehefa Misy Loza Mitranga?”: (10 min.) Fiaraha-midinika sy video.

  • Ezaka Manokana Hizarana Fanasana Fahatsiarovana Manomboka ny Asabotsy 11 Martsa: (5 min.) Fiaraha-midinika. Resaho kely izay voalazan’ilay fanasana. Resaho koa ny fandaharana ataon’ny fiangonana momba ny lahateny manokana sy ny Fahatsiarovana ary ny fomba hamitana ny faritany.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 39 sy fanamarihana 3

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 127 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara