FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.3 16
  • 17-23 Aprily

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 17-23 Aprily
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.3 16

17-23 Aprily

2 Tantara 10-12

  • Hira 103 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Mitadiava Torohevitra Feno Fahendrena”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 2Ta 11:15: Mety hanondro inona ilay teny hoe “demonia miendrika osy”? (it “Demonia Miendrika Osy” § 3-4)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Ta 10:1-10 (th lesona 2)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 12)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Manolora zavatra anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 6)

  • Lahateny: (5 min.) be 69 § 4-5: Foto-kevitra: Mampiofana ny Mpianatrao ve Ianao Rehefa Mangataka Torohevitra Aminao Izy? (th lesona 20)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 79

  • “Ahoana no Ampiasana An’ireo Video Miresaka Momba ny Fianarana Baiboly?”: (5 min.) Lahateny sy video. Alefaso ilay video hoe Faly Hiara-mianatra Baiboly Aminao Izahay.

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (10 min.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 43

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 121 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara