FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.5 2
  • 1-7 Mey

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 1-7 Mey
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.5 2

1-7 Mey

2 TANTARA 17-19

  • Hira 114 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Tahafo ny Fomba Fijerin’i Jehovah ny Olon-kafa”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 2Ta 17:9: Inona no ianarantsika avy amin’ny ezaka nataon’i Josafata mba hampianarana ny olona? (w17.03 20 § 10-11)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Ta 17:1-15 (th lesona 11)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fitoriana: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fitoriana: Baiboly​—Ro 15:4. Ajanòny ilay video isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo.

  • Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. (th lesona 18)

  • Lahateny: (5 min.) w22.05 20:11-12: Foto-kevitra: Aza Kivy na dia Tsy Miraharaha aza ny Olona. (th lesona 16)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 104

  • “Manàna ny Fomba Fijerin’i Jehovah Rehefa Mijery ny Tenanao Ianao”: (15 min.) Fiaraha-midinika sy video.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 44: Hevitra 5-6, famintinana sy famerenana ary tanjona

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 111 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara