FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.5 5
  • 8-14 Mey

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 8-14 Mey
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.5 5

8-14 Mey

2 TANTARA 20-21

  • Hira 118 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Minoa An’i Jehovah Andriamanitrareo”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 2Ta 21:14, 15: Ahoana no nahatanterahan’ilay faminanian’i Elia momba an’i Jorama? (it “Jorama” § 10-11)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Ta 20:20-25 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fiverenana Mitsidika: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fiverenana Mitsidika: Baiboly​—Ap 21:3, 4. Ajanòny ilay video isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo.

  • Fiverenana Mitsidika: (3 min.) Ampiasao ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. (th lesona 9)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 9: Famintinana sy famerenana ary tanjona (th lesona 14)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 119

  • “Vonona ve Ianao Raha Misy Krizy Ara-toe-karena?”: (15 min.) Fiaraha-midinika sy video. Ataon’ny anti-panahy. Resaho koa ny fampahatsiahivana avy amin’ny biraon’ny sampana sy avy amin’ny anti-panahy, raha misy.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 45: Hevitra 1-3

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira Vaovao Amin’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2023 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara