FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.5 10
  • 22-28 Mey

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 22-28 Mey
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.5 10

22-28 Mey

2 TANTARA 25-27

  • Hira 80 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Afaka Manome Anao Mihoatra Lavitra Noho Izany i Jehovah”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 2Ta 26:4, 5: Afaka manampy antsika hahay hanapa-kevitra ny Kristianina matotra. Nahoana ny ohatr’i Ozia no mampiseho fa mahasoa ny manana namana hoatr’izany? (w07 15/12 10 § 1-2)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Ta 25:1-10 (th lesona 12)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Hazavao amin’ilay olona hoe mampianatra Baiboly isika, dia omeo karatra mampahafantatra ny fampianarana ataontsika izy. (th lesona 2)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Ampiasao ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Resaho momba ny tranonkalantsika ilay olona, dia omeo karatra jw.org izy. (th lesona 15)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 10: Fampidirana sy hevitra 1-3 (th lesona 3)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 136

  • Tsy Maintsy Mahafoy Zavatra Isika vao Hahazo Fiainana Mandrakizay (Mr 10:29, 30): (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Vonona hanao inona isika rehefa mahafantatra an’ilay fampanantenan’i Jesosy ao amin’ny Marka 10:29, 30? Ahoana no nataon’i Jesosy rehefa tsy nino azy ny rahalahiny tamin’ny voalohany? Inona no tokony hotadidintsika momba ny fianakaviantsika tsy Vavolombelona?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 46

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 51 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara