FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.5 12
  • 29 Mey–4 Jona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 29 Mey–4 Jona
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.5 12

29 Mey–4 Jona

2 TANTARA 28-29

  • Hira 54 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Afaka Manompo An’i Jehovah Ianao na dia Tsy Ohatra Tsara aza ny Ray Aman-dreninao”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 2Ta 29:25: Nahoana ny ohatr’i Natana no mampiseho fa mahasoa ny hoe manaiky ahitsin’i Jehovah? (w12 15/2 24-25)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Ta 28:1-8 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 4)

  • Fiverenana Mitsidika: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Manolora zavatra anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 19)

  • Fampianarana Baiboly: (6 min.) lff lesona 10: Hevitra 4 (th lesona 13)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 56

  • “‘Rain’ny Kamboty Ray’ i Jehovah”: (8 min.) Fiaraha-midinika sy video.

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (7 min.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 47

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 86 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara