FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.5 15
  • 5-11 Jona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 5-11 Jona
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.5 15

5-11 Jona

2 TANTARA 30-31

  • Hira 87 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Mahasoa Antsika ny Miara-mivory”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 2Ta 30:20: Nihaino an’i Hezekia i Jehovah. Inona no azontsika ianarana avy amin’izany? (w18.09 6 § 14-15)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Ta 31:11-18 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. (th lesona 20)

  • Fiverenana Mitsidika: (5 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, ary manomboha fampianarana Baiboly eo amin’ny lesona 1. (th lesona 18)

  • Lahateny: (5 min.) w19.01 11-12 § 13-18: Foto-kevitra: Miderà An’i Jehovah ka Manomeza Valin-teny any Am-pivoriana. (th lesona 16)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 74

  • Ataovy Namanao i Jehovah: Omano ny Valin-teninao: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Raha azo atao, dia apetraho amin’ny ankizy ireto fanontaniana ireto: Ahoana no atao rehefa manomana valin-teny? Fa maninona isika no tsy tokony ho kivy raha tsy voatondro?

  • Zava-bitan’ny Fandaminana: (10 min.) Alefaso ilay video hoe Zava-bitan’ny Fandaminana, izay tokony halefa amin’ity Jona ity.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff famerenana ny fizarana 3

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 115 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara