FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.5 17
  • 12-18 Jona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 12-18 Jona
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.5 17

12-18 Jona

2 TANTARA 32-33

  • Hira 103 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Ampaherezo ny Rahalahinao Rehefa ao Anatin’ny Fotoan-tsarotra”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 2Ta 33:15, 16: Inona no ianarantsika avy amin’ny ohatr’i Manase? (w21.10 40:11)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Ta 32:1-11 (th lesona 11)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (4 min.) Ampiasao ny pejy 16 amin’ilay bokikely Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, ary asao hianatra Baiboly ilay olona. (th lesona 6)

  • Fiverenana Mitsidika: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Manolora zavatra anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 17)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 10: Hevitra 5 (th lesona 19)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 36

  • “Mitandrema Amin’ny Mpivadi-pinoana”: (10 min.) Fiaraha-midinika sy video.

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (5 min.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 48: Hevitra 1-4

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 90 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara