FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.5 25
  • Te Hahay Hanombo-dresaka ve Ianao?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Te Hahay Hanombo-dresaka ve Ianao?
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Mitovitovy Aminy
  • Miantehera Amin’i Jehovah Rehefa Hanapa-kevitra
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Inona ny Ezaka Efa Nataoko?
    Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra
  • Ho Hendry Ianao Raha Mamaky Baiboly Isan’andro
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Te ho Faly Kokoa ve Ianao Rehefa Manompo?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2024
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.5 25

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Te Hahay Hanombo-dresaka ve Ianao?

Anisan’ny fomba mahafinaritra sady mandaitra indrindra iresahana ny vaovao tsara ny fitoriana tsy ara-potoana. Mety hatahotra be anefa ianao hanombo-dresaka raha mifantoka be loatra amin’ny hoe ahoana no hampidirana an’ilay resaka Baiboly. Aza mifantoka be amin’izay zavatra holazainao, fa mitadiava hevitra hampisehoana hoe miahy an’ilay olona ianao. (Mt 22:39; Fi 2:4) Rehefa mandeha eo ilay resadresaka ka mahita hirika hitoriana ianao, dia be dia be ny fitaovana azonao ampiasaina.

Ahoana no azonao ampiasana an’ireto fitaovana ireto arakaraka izay resaka mandeha eo?

Karatra jw.org.
Famantarana jw.org.
Sary: Taratasy mivalona isan-karazany. 1) “Ahoana no Fiheveranao ny Baiboly?” 2) “Hanao Ahoana ny Fiainana Amin’ny Hoavy?” 3) “Inona no Tena Mahasambatra ny Fianakaviana?” 4) “Iza no Tena Mpitondra An’izao Tontolo Izao?” 5) “Tsy Hijaly Intsony ve Isika Indray Andro Any?” 6) “Mbola ho Velona Indray ve ny Maty?” 7) “Inona ny Fanjakan’Andriamanitra?” 8) “Iza no Mahavaly ny Fanontaniana Momba ny Fiainana?”

JEREO ILAY VIDEO HOE “NY VY NO MAMPAHARANITRA NY VY”: FANOMBOHAN-DRESAKA. VALIO ITY AVY EO:

Inona avy ireo dingana telo hanampy anao hanatsara ny fahaizanao?

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara