FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.7 2
  • 3-9 Jolay

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 3-9 Jolay
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.7 2

3-9 Jolay

EZRA 4-6

  • Hira 148 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Aza Sakantsakanana ny Asa”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • Ezr 6:13: Nahoana no zava-dehibe ilay teny hoe “Ampitan’ny Renirano”? (w93 15/6 32 § 3-5)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) Ezr 4:8-20 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fitoriana: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fitoriana: Fijaliana​—Jk 1:13. Ajanòny ilay video isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo.

  • Fitoriana: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Resaho amin’ilay olona ny momba ny tranonkalantsika, dia omeo karatra jw.org izy. (th lesona 1)

  • Fitoriana: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Lazao amin’ilay olona hoe mampianatra Baiboly isika, dia omeo karatra fanasana hianatra Baiboly izy. (th lesona 9)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 7

  • “‘Narovana ny Vaovao Tsara’ ary Natao Izay ‘Hahazoana Zo Ara-dalàna Hitory An’izany’”: (15 min.) Fiaraha-midinika sy video.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 49: Hevitra 6, famintinana sy famerenana ary tanjona

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 130 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara