FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.7 9
  • 24-30 Jolay

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 24-30 Jolay
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.7 9

24-30 Jolay

NEHEMIA 1-2

  • Hira 47 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Tonga Aho dia Nivavaka”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • Ne 2:4: Vao sambany ve i Nehemia no nivavaka momba an’io raharaha io, ary inona no ianarantsika avy amin’izany? (w86 15/5 25)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) Ne 2:11-17 (th lesona 2)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Resaho amin’ilay olona ny momba ny tranonkalantsika, dia omeo karatra jw.org izy. (th lesona 16)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Manolora zavatra anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 3)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 11: Teny fampidirana an’ilay hoe Andao Hohalalinintsika sy hevitra 4 (th lesona 11)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 44

  • Ataovy Namanao i Jehovah: Mba Valian’i Jehovah ve ny Vavaka Ataoko?: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Inona no ianarantsika momba ny vavaka avy amin’io video io?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 51

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 102 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara