FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.7 11
  • 31 Jolay–6 Aogositra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 31 Jolay–6 Aogositra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.7 11

31 Jolay–6 Aogositra

NEHEMIA 3-4

  • Hira 143 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Heverinao ve hoe Manambany Anao ny Manao Asa Vatana?”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • Ne 4:17, 18: Ahoana no nahafahana nanao fanorenana tamin’ny tanana ilany fotsiny? (w06 1/2 9 § 1)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) Ne 3:15-22 (th lesona 2)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 3)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Iaraho midinika ny pejy 16 amin’ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! Asao hianatra Baiboly ilay olona. (th lesona 12)

  • Lahateny: (5 min.) km 11/12 1: Foto-kevitra: Mifalia Amin’ny Asa Mafy Ataonao. (th lesona 10)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 91

  • Ahoana Ilay Miara-miasa Amin’ny Vavolombelon’i Jehovah?: (8 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Tokony hanao ahoana ny fitondran-tenantsika mba ho fitoriana vita ho azy amin’ny mpiara-miasa amintsika?

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (7 min.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 52

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 29 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara