FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.7 16
  • 14-20 Aogositra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 14-20 Aogositra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.7 16

14-20 Aogositra

NEHEMIA 8-9

  • Hira 110 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Ny Fifaliana avy Amin’i Jehovah no Manda Fiarovana Anareo”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • Ne 8:2, 8: Nahoana no mbola nanazava ny Lalàna ny Levita na dia ‘efa nahazo hevitra’ aza ny Israelita? (it “Aramianina”: “Ilay fiteny” § 6)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) Ne 8:1-9 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Manolora zavatra anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 13)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Asao hivory ilay olona avy eo. Asehoy ilay video hoe Inona no Atao any Amin’ny Efitrano Fanjakana? (aza alefa) ary iaraho midinika ilay izy. (th lesona 11)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 11: Hevitra 5, sy ilay hoe Misy Miteny Hoe (th lesona 8)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 132

  • “Afaka Manao Izay Hahafaly ny Fianakavianao koa Ianao”: (15 min.) Fiaraha-midinika sy video.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 54

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 123 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara