FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.7 19
  • 21-27 Aogositra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 21-27 Aogositra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.7 19

21-27 Aogositra

NEHEMIA 10-11

  • Hira 37 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Nahafoy Zavatra ho An’i Jehovah Izy Ireo”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • Ne 10:34: Nahoana no nasaina nanome kitay ny vahoaka? (w06 1/2 11 § 1)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) Ne 10:28-36 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Asao hivory ilay olona. Asehoy ilay video hoe Inona no Atao any Amin’ny Efitrano Fanjakana? (aza alefa) ary iaraho midinika ilay izy. (th lesona 1)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, ary resaho vetivety ilay hoe “Ahoana no Handraisanao Soa avy Amin’ireo Lesona Ato?” (th lesona 4)

  • Lahateny: (5 min.) w11 15/2 15-16 § 12-15: Foto-kevitra: Sorona Ankasitrahan’Andriamanitra Ankehitriny. (th lesona 20)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 81

  • “Inona avy no Tanjonao Amin’ny Taom-panompoana Vaovao?”: (10 min.) Fiaraha-midinika.

  • “Ezaka Manokana Ampahafantarana ny Fanjakan’Andriamanitra Amin’ny Septambra”: (5 min.) Lahateny ataon’ny mpiandraikitra ny fanompoana. Ampirisiho mba hazoto handray anjara amin’ilay ezaka manokana ny mpitory, ary resaho ny fandaharan’ny fiangonana.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 55: Hevitra 1-4

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 92 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara