FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.7 23
  • 28 Aogositra–3 Septambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 28 Aogositra–3 Septambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.7 23

28 Aogositra–3 Septambra

NEHEMIA 12-13

  • Hira 34 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Aza Mivadika Amin’i Jehovah Rehefa Mifidy Namana”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • Ne 13:10: Nahoana no navahana tamin’ny Levita hafa ny mpihira tao amin’ny tempoly na dia Levita koa aza ry zareo? (it “Mozika”: “Feon’ny mpihira” § 2)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) Ne 12:27-36 (th lesona 2)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Resaho amin’ilay olona ny momba ny tranonkalantsika, dia omeo karatra jw.org izy. (th lesona 16)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Lazao amin’ilay olona hoe mampianatra Baiboly isika, dia omeo karatra fanasana hianatra Baiboly izy. (th lesona 3)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 11: Famintinana sy famerenana ary tanjona (th lesona 20)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 108

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (5 min.)

  • “Miezaha ho Be Fitiavana sy Tsy Mivadika toa An’i Jehovah”: (10 min.) Fiaraha-midinika sy video.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 55: Hevitra 5, famintinana sy famerenana ary tanjona

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 84 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara