FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.9 2
  • 4-10 Septambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 4-10 Septambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.9 2

4-10 Septambra

ESTERA 1-2

  • Hira 137 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Miezaha Hanetry Tena Hoatran’i Estera”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • Es 2:5: Inona no porofo hoe marina ny zavatra resahin’ny Baiboly momba an’i Mordekay? (w22.11 31 § 3-6)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) Es 1:13-19 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fitoriana: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fitoriana: Fanjakana​—Mt 6:​9, 10. Ajanòny ilay video isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo.

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! (th lesona 1)

  • Lahateny: (5 min.) w20.11 46:13-14: Foto-kevitra: Fanampiana avy Amin’i Jesosy sy ny Anjely. (th lesona 14)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 106

  • Ny Hevitry ny Tanora toa Anao: Bika Aman’endrika: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Nahoana no sarotra ny mahay mandanjalanja fa tsy mifantoka be loatra amin’ny bika aman’endrika?

    Ahoana no anampian’ilay torolalana ao amin’ny 1 Petera 3:​3, 4 antsika mba hahay handanjalanja?

  • Zava-bitan’ny Fandaminana: (10 min.) Alefaso ilay video hoe Zava-bitan’ny Fandaminana, izay tokony halefa amin’ity Septambra ity.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 56 sy fanamarihana 6, 7

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 101 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara