FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.9 12
  • 2-8 Oktobra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 2-8 Oktobra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.9 12

2-8 Oktobra

JOBA 1-3

  • Hira 141 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Asehoy Foana hoe Tianao Be i Jehovah”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • Jb 1:10: Nahoana io andinin-teny io no manampy antsika hahatakatra ny tian’i Jesosy holazaina ao amin’ny Matio 27:46? (w21.04 15:9)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) Jb 3:1-16 (th lesona 12)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Resaho amin’ilay olona ny momba ny tranonkalantsika, dia omeo karatra jw.org izy. (th lesona 9)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Asehoy ilay video hoe Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly? (aza alefa) ary iaraho midinika ilay izy. (th lesona 20)

  • Lahateny: (5 min.) w22.01 2:11-14: Foto-kevitra: Miezaha Hahay Hampianatra Hoatran’i Jakoba ka Aza Odiana Tsy Hita ny Olana Mahazo Azy ary Manetre Tena. (th lesona 18)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 21

  • Nieritreritra Aho hoe Efa Nananako Daholo ny Zava-drehetra: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Fa maninona ny Rahalahy Birdwell no nieritreritra hoe efa nananany daholo ny zava-drehetra?

    Inona no vokany rehefa namaky ny Matio 6:33 izy?

    Inona koa no nianaranao avy amin’ny fianakavian’i Birdwell?

  • “Ampiasao ny Pejy Fandraisana ao Amin’ny JW.ORG Rehefa Manompo”: (5 min.) Fiaraha-midinika.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 59: Hevitra 6, famintinana sy famerenana ary tanjona

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 129 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara