FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.9 15
  • 9-15 Oktobra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 9-15 Oktobra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.9 15

9-15 Oktobra

JOBA 4-5

  • Hira 121 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Mitandrema Amin’ny Vaovao Tsy Marina”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • Jb 4:4: Inona no azon’ny Kristianina ianarana avy amin’i Joba? (w03 15/5 22 § 5-6)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) Jb 5:1-19 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min.) Ampiasao ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. (th lesona 4)

  • Fiverenana Mitsidika: (5 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Asehoy an’ilay olona hoe ahoana no ahitana fanazavana ao amin’ny jw.org. (th lesona 15)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 16: Hevitra 5 (th lesona 16)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 78

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (15 min.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 60

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 38 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara