FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.9 17
  • 16-22 Oktobra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 16-22 Oktobra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.9 17

16-22 Oktobra

JOBA 6-7

  • Hira 33 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Mafy Loatra ve ny Mahazo Anao ka Mila Tsy ho Zakanao?”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • Jb 6:29: Inona no hanampy antsika tsy hitsaratsara ny rahalahintsika? (w20.04 16:10)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) Jb 6:​1-21 (th lesona 2)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 7)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Manolora zavatra anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 11)

  • Lahateny: (5 min.) w22.01 2:15-18: Foto-kevitra: Miezaha Hahay Hampianatra Hoatran’i Jakoba ka Mampiasà Fanoharana Mety Tsara. (th lesona 8)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 144

  • “Mamonjy An’izay Kivy i Jehovah”: (15 min.) Fiaraha-midinika sy video.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff famerenana ny fizarana 4

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 143 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara