FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.9 23
  • 30 Oktobra–5 Novambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 30 Oktobra–5 Novambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.9 23

30 Oktobra–5 Novambra

JOBA 11-12

  • Hira 87 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Fomba Telo Ahazoana Fahendrena”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • Jb 12:11: Inona no hanampy anao mba hahay hihaino kokoa, araka ilay torolalana ao amin’io andininy io? (w08 1/8 11 § 5)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) Jb 12:1-20 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Lazao amin’ilay olona hoe mampianatra Baiboly isika, dia omeo karatra mampahafantatra ny fampianarana ataontsika izy. (th lesona 1)

  • Fiverenana Mitsidika: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Asao hivory ilay olona. Asehoy ilay video hoe Inona no Atao any Amin’ny Efitrano Fanjakana? (aza alefa) ary iaraho midinika ilay izy. (th lesona 13)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 12: Famintinana sy famerenana ary tanjona (th lesona 19)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 135

  • “Ry Ray Aman-dreny, Ampio ny Zanakareo mba Hanana Fahendrena avy Amin’i Jehovah”: (15 min.) Fiaraha-midinika sy video.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lfb Fampidirana ny Fizarana 2; Lesona 3, 4, 5

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 3 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara