FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.11 7
  • 20-26 Novambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 20-26 Novambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.11 7

20-26 Novambra

JOBA 18-19

  • Hira 44 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Aza Ariana ny Mpiara-manompo Aminao”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • Jb 19:1, 2: Inona no ianarantsika avy amin’ny fihetsik’i Joba rehefa nanao teny maharary azy ny “namany”? (w94 1/10 32)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Teny: (4 min.) lffi 2:1-3 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 12)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Asao hivory ilay olona. Asehoy ilay video hoe Inona no Atao any Amin’ny Efitrano Fanjakana? (aza alefa) ary iaraho midinika ilay izy. (th lesona 3)

  • Lahateny: (5 min.) w20.10 42:11: Foto-kevitra: Ampirisiho ny Mpianatrao Hinamana Amin’ny Olona ao Amin’ny Fiangonana. (th lesona 20)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 90

  • Ataovy Namanao i Jehovah: Ampio ny Hafa: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Raha azo atao, dia manadinadìna ankizy vitsivitsy nofidina mialoha. Fanontaniana: Inona no azon’ny ankizy atao mba hanampiana ny olon-kafa?

    Inona no tianao hatao mba hanampiana ny olon-kafa?

  • “Fandaharana Natao Hampaherezana ny Fianakavian’ny Betela”: (10 min.) Fiaraha-midinika sy video.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lfb lesona 13; Fampidirana ny Fizarana 4; Lesona 14

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 63 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara