FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.11 13
  • 4-10 Desambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 4-10 Desambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.11 13

4-10 Desambra

JOBA 22-24

  • Hira 49 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Mila Olona Angaha moa Andriamanitra?”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • Jb 23:13: Inona no hanampy antsika hanatratra tanjona ara-panahy raha jerena ny modely omen’i Jehovah? (w04 15/7 21-22)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Teny: (4 min.) lffi 2:5 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Resaho amin’ilay olona ny momba ny tranonkalantsika, dia omeo karatra jw.org izy. (th lesona 11)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Asehoy ilay video hoe Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly? (aza alefa) ary iaraho midinika ilay izy. (th lesona 2)

  • Lahateny: (5 min.) w21.05 20:17-20: Foto-kevitra: Azon’i Jehovah Ampiasaina Foana Isika Raha Tsy Mora Kivy. (th lesona 20)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 134

  • “Ry Ray Aman-dreny, Atoroy ny Zanakareo ny Fomba Hampifaliana An’i Jehovah”: (10 min.) Fiaraha-midinika sy video.

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (5 min.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lfb lesona 17, 18, 19

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 25 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara