FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.11 16
  • 11-17 Desambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 11-17 Desambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.11 16

11-17 Desambra

JOBA 25-27

  • Hira 34 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Mahavita Tsy Mivadika ny Olona Tsy Lavorary”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • Jb 26:14: Na dia kely fotsiny aza ny zavatra fantatsika momba ny zavaboary, dia inona ny toetran’i Jehovah hitantsika avy amin’izy ireny? (w16.11 9 § 3)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Teny: (4 min.) lffi 3:1-3 (th lesona 12)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min.) Ampiasao ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 1)

  • Fiverenana Mitsidika: (5 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Asehoy an’ilay olona hoe ahoana no ahitana fanazavana mahaliana ao amin’ny jw.org. (th lesona 17)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 13: Fampidirana sy hevitra 1-3 (th lesona 15)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 45

  • “Tsy Hivadika Ianao Raha Mahavita Mifehy Izay Eritreretinao”: (5 min.) Fiaraha-midinika.

  • Zava-bitan’ny Fandaminana: (10 min.) Alefaso ilay video hoe Zava-bitan’ny Fandaminana, izay tokony halefa amin’ity Desambra ity.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lfb lesona 20, 21

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 57 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara