FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb24.9 7
  • 14-20 Oktobra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 14-20 Oktobra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2024
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2024
mwb24.9 7

14-20 OKTOBRA

SALAMO 96-99

Hira 66 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. ‘Ambarao ny Vaovao Tsara’!

(10 min.)

Resaho amin’ny hafa ilay vaovao tsara (Sl 96:2; jl 12:3)

Ampianaro ny vaovao tsara momba ny Andro Fitsarana izy ireo (Sl 96:12, 13; w12 1/9 16 § 1)

Ampahafantaro azy ireo ny fikasan’i Jehovah hoe hidera ny anarany daholo ny olombelona rehetra eto an-tany (Sl 99:1-3; w12 15/9 12 § 18-19)

Rahalahy be taona iray miresadresaka amin’ny lehilahy iray. Mipetraka eo amin’ny zaridainam-panjakana ry zareo.

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Sl 97:10: Inona no hanampy antsika hianatra handa tsy hanao ratsy? (w24.03 9:14)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Teny

(4 min.) hf 4:3-5 (th lesona 11)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Aoka Ianao ho Tapa-kevitra Hanampy: Ahoana no Nataon’i Jesosy?

(7 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay VIDEO, ary iaraho midinika ny lmd 10:1-2.

5. Aoka Ianao ho Tapa-kevitra Hanampy: Tahafo i Jesosy

(8 min.) Iaraho midinika ny lmd 10:3-5, “Jereo koa Ireto.”

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 9

6. Zavatra Ilain’ny Fiangonana

(15 min.)

7. Fianarana Baiboly

(30 min.) w22.01 5:1-11

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 8 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara